mihahendry angamba za e?

12/17,2007 | izahay irery

asa ianareo fa za alou dia tsapako fa mihahendry e!!!!! lol

fa le mihahendry amiko ngamba mihamasika kou ny loza aminy e!!!

zay zao tam sabotsy nanao menage generale tao antrano(de zà no nitarika an!!!)

de androany ndray an tam valo pil za no tonga tato ampiasana nefa za iasanandro am valo s sasany foiana vao tonga!!!

ezaka krismasy daolo zany angamba e

de alaivo tahaka raha tsara fa raha ratsy kousa de memezo fotsiny e


grande decouverte!!!

12/17,2007 | izahay irery

waouhhhh!!!!! tafavoaka ihany zà marina!!!

efa nahasokatra anty blaogy ity za efa elaela!!! fa avy eo tsy tadidiko intsony ny niditra tao aminy ( ny fomba fidirana tao io an!!!)

de lasa mitsy za nanotany an Pissoa tam telephone fa de natorony!!!

kay za oa tena vendrana kely fa io ve nama de ts aiko lety e!!!!

 


Tonga soa sazykely!

12/13,2007 | Ankapobeny

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana ity.
Misaotra anao mampiasa ny Blaogy.


«Mialoha   1 2 3 4 5 6 7