grande decouverte!!!

Published on 12/17,2007

waouhhhh!!!!! tafavoaka ihany zà marina!!!

efa nahasokatra anty blaogy ity za efa elaela!!! fa avy eo tsy tadidiko intsony ny niditra tao aminy ( ny fomba fidirana tao io an!!!)

de lasa mitsy za nanotany an Pissoa tam telephone fa de natorony!!!

kay za oa tena vendrana kely fa io ve nama de ts aiko lety e!!!!

 


Hevitra

  1. 12/17,2007 | 11:40

    Hihihi... copie conforme :-)
    Misy firy exemplaire nareo?

    matin'i pissoa aho raha hitany ity :-p

  2. 12/17,2007 | 11:46

    Tonga soa sazykely a !
    Ho soa ny fiarahantsika e !

  3. 12/17,2007 | 14:17

    hi hi !

    Sazykely a ! tsy ratsy njay iny ps iny ka. Ndeha ovaiko koa ny ps-ko fa njy fetsy be kleeeee.

    Maztooo e !

    Hery : tsy sahiko vonoina fa sao tsisy serasera tsony lol.

    maromaro ihany ny exemplaires :-P

  4. 12/17,2007 | 15:42

    hery ah: ngah enao mou mieritrzeritra ny aharesy an pissoa kou e!!
    pissoa: njy n tsy te ieritrezritra an io any tam njy namorona kou
    zao oatran oe njy le zazakley de za le zokiny eee!!!!

Leave a Reply