nandra ndray e!!!
Published on 12/17,2007
hihihi saika hampiditra sary za reto de ts anay an!!!!
au secours!!!!
zandrin'i Pissoa de mitovy aminy ihany koa, be kizitina, miavonavona, fa mbola misy ihany koa hoe mpialona be, ratsy tarehy be nify!!!
hihihi saika hampiditra sary za reto de ts anay an!!!!
au secours!!!!
blaogy mavitrika :P
mavitrika anao tany aninona aza fa vao manomboka de le mbola jejo be reny fotsiny e!!!!
lol !!!
Aokan'la kosa lesy ny ankizy rehefa mba mavitrika a ! :P
lap sy simp bandy maditsa lisany !
efa hoe atoroy ony le sipakely ka laozana tssssss.
sazykely : atoroko njy any am'mail.
kizzzzz