ny Noelinay
Ny NOELINAY!!!
Asa ny anareo na nao ahoana fa ny ahy aloha no hotantaraiko eto anio!!!
ity no noely voalohany hatramin'izay tsy nahateo an'Neny izay.
Noely nahatsapana ny fahabangana saingy Noely ihany no anaran'iny na dia izanya za e!!!!
Ireto no nanamarika ny Noeliko tamin'ity
Nandeha namonjy sasakalina aho dia namokovoko be satria tena mahafinaritra ahy ny hira rehefa noely kanjo nony maraina ny andro dia tsy nahavoaka feo intsony aho.
ny hariva ndray dia hoy zokilahy hoe andao hiara mihira satria izahay rehefa tafaraka dia mba mampiara peo kely manao ireny classique ireny. Dia ts y nety aho dia mody nolazaiko hoe izaho kamo fa meantra be za!!!
Aza tenenina aminy zany an!!!
ngah njy nihira be noho ny tamin'ny niandry faty tamin'i Neny ? Hi hi hi, tamin'iny aza tsika retra namokovoko be doly (les grands chanteurs aux voix de cafards) nefa toa nahay namaky teny tsara njy tamin'ny lamesa koooo.
bizzzz bizzzzz !
ndry... mampalahelo izany fa toran'ny tsiaro i sazikely ? mihodina ny tany retsy ary ny fotoana mandeha hatrany e ! ny isanandro rahateo manan-danja ka mahereza e !
Azo atao foana ny fahatsiarovana fa aza kivy anefa. Maso manganohano kely diamisento tokana dia asiana tsiky kely dia izay. Kony an ?
Tsikisariaka: tsy toran ny tsiaro zany za fa mafinaritra amiko n mahatsiaroa zy am zay mihena ny habangana navelany!!!! OK
Pissoa: namokovoko b oa za fa nentin sentiment ngamba e
indrindra le oe ANdeha isika itsaoka!!!
sy le oe GLOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOORRRIIIIAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAA in excelsis Deo
Kay oainina be avy eo
mety namalana b kou ngamba za fa ts kopy tsony e