BEMOLANGA VERSION SAZYKELY
BEMOLANGA, asa iny hira iny raha hainareo na tsia , fa izy iny dia mampieritreritra ihany.
Ny taona ity miherina 2007 lasa 2008
Asa izay mba hoentiny les 12 mois de l'année ihany io tsy hiova e!
Ahiako mbola hiverina tsy hisy Neny maty intsony e
Toy ny tamin’ny taona lasa ny zavatra raiketiny encore les 365 jours
Fa ny fanantenana
Efa mihena, mitsilopy
Fa tsy misy fahatsarana
Izay mety ho fiovana efa zary nofinofy
Ireo voa nafafy ovy nisy nagalatra
Taona maro lasa izany tam 2007
Ho an’ny zanaka aman-jafy
Mbola tsy vokatra ihany
Efa taona firifiry
No nantenaina hitondra soa
Ahi-dratsy no naniry ngah tsy mba miava mitsy e
Ny tany maina avokoa
-----
Mitombo ny fara-mandimby efa tsy voaisa intsony
Ny tany koa miha tery
Ny taona faly mifandimby
Mody marenina, minia tsy mijery
Manahy aho fa tsy hisy hiova
Ny omaly tsy hiova volo efa misy mihafotsy kosa e
Toy ny fanaka eny an-dRova
Ts’isy nanombinana fa efa zary bobongolo
Rahoviana no hitranga
Asa angamba atsy ho atsy
No ho tonga i Bemolanga no ho tonga sazykely iii
Dia isika tsy ho lany vatsy
Dia hanao ahoana tokoa moa izany ity taona ho avy ity.
Taona 2008 tongava haingana ianao ka
ngamba za noana be tam io , na mamon litchis lol
hihihi
izany hahay. faly aho rehefa mihomehy sy mampihomehy
ha ha ha ! anipazo lotsssssy e, hi hi hi
anjemanitsô
fa ngah io mapmé e!!!
de lotsssy ve ki n itanjy menjika an zao inspirakako milay b zao
n njy ngamba ef fialonana anà maay manolatsa b mitsy ka
mitenena fotsiny refa apenarina ki a lol
memezana dadarabe nefa zao tony ra senja itany
aza tenenina azy oe misy piblaogy vaovao mapimé b ato an lol
Tena masaka Sazy kely ah Zemjos ihany ity é mirary soa ho anao de manaova fety milay be dia tohizo ny fihomehezané fa revenay izany .Dia mahereza mifampiresaka ao @blaogyé
Sazy kely ô mba amboary kely ange ny blogko fa ohatran'ny tsy dia milay ny interface dia mba ataovy ohatran'ny anao io koa ito ny nom utulisateur: ZEMJOS mot de passe:030484 dia manantena ny fiaraha miasa milay é okay dia bye
Mampmé kosa ry Sazikely a ! ny sur dia hoe tsy mahasosotra. ok ? soa ihany fa tsy nanontany Dadarabe omaly hoe inona no vaovao ao @ blaogy raha tsy izany dia nolazaiko hoe misy an'ianona sy ianona sy ianona mananona sy manaona dia izao sy izao. Rehefa tonga ny tokoa tsy mahateny akory aho kinanjo.
zemjos a ts azo amena olona nge n mot de pass e
tsiks a ef oe aza alaza am dadarabe oa za an
tokony nataoko oe mapimé zany le groupe misy an io fa ts fifaliana lol
zay fa manaova fety milay b daolo zareo a
renjekaky o,
fa in ity loza nataon'i zemjos :) ny serasera 1 manotolo nge miady @ io doly e...
ovay aingana io mot de passe io fa zao zao za nazaka sipa t@ compten'la sahady :P tsy manakivy an'la alou za fa ra mihetsika eto ny hadalako mety hanopako ol kou io an :) hihihi
laingako zany fa tsy za zany ra misy manao an'zany any an ;-)
tratry ny fety sazykely
mbola ho ratsy fanah ihany ngambany za @ 2008 fa mirary soa na izany aza hehehehe
arabaina daholo sika rht nahatratra ity taona ity e
Simps: za ve rangah manao ezaka be mitsy mba ho tsara fanahy fa vaovao ny taona de enao ndray hoe hanao ratsy fanah, ezaka hafakely saingy masosotsa be kousa an
Tratra ny taona daholo ry reto a !
za koa mba gaga amin'ity nataon'i ZEMJOS fa tsy ahy ilay resaka dia tsy sahy niteny aho... tena tsy azo ahahaka tokoa ny password e ! ovay dé tanjemo @ sisa.
Sazikely ô ? bisous de bonané an !
hi hi hi ! simp bandy maditsa elah !
sazykely : sali sali :)