mampalahelosady mahamenatra nefa mampihomehy anay

Published on 01/09,2008

tamin'ny maraina, andeha hianatra rangory dia gaga be sady nalahelo nahita ny tenis tsara be lanin'ny voalavo.

nasehony anay ilay izy, sady nitraina izy fa ilay izy no tenis fananovany gymn fa hay zareo androany hanao EPS,

mba nangoraka azy ary i Champion zokiny, dia hoy izy hoe ny anà akia anaovana androany. ontsa ny foko naheno ny resany, saingy matin'ny fimehezana aho fa i Champion an lehilahy ngamba pointure 41 de i rangory kely an vehivavy pointure 37 hahahahaha

sady nampalahelo anà, no nampihomehy, nefa mahamenatra be koa ilay hoe lanin'ny voalavo.


Hevitra

  1. lap
    01/09,2008 | 16:41

    Tsy manana pisso a'ngah ry zareo ? :-P

    Rehefa misy entana lanin'ny voalavo hono dia ... misy bikina ngamba ny havan-drangory :-)

  2. 01/09,2008 | 17:39

    ny pisso-ndrizareo angamba ilaozany miletra trondro :-P

  3. 01/09,2008 | 18:48

    ha ha ha ! tapa-tsinay za !!!

    efa noteneniny anah akia io tamin'ny niantso za tamin'ny alahady a, fa angaha tsy noteneniny anareo ?

    Ikalamako sy lap : pisso vezetariana ny an'reo :-P

  4. 01/10,2008 | 07:17

    lap: mety tsy o zany ngamba fa taty nge avy be foana ny orana de lena foana izy isan'andro nefa tsisy anasana azy miitsy de nasino kely ngamba e
    ikalamako: ny Pisso nay adino any andafy any e
    PIssoa: ts zany fa ts ampy sakafo ki izy a
    zaya ry ts manana koury kou

  5. 01/10,2008 | 14:19

    tokony nanaovan'i sazykely taratasy izy hoe marary dia tsy afaka manao zym @ io andro io ;-)

    lap,
    hitako no maro terahana ny any ambanivohitra kle, be loatra ny entana lanin'ny voalavo :) i pisso zany zao poinsa tsy hahakobo mintsy hoe misy bikina nge any fa lanin'ny doly ny voalavo sy ny bitrovoalavo mandende :P

  6. 01/10,2008 | 15:14

    hay manao taratasy foana refa oatr izany iii
    zany ngah n fomba e
    refa resaka oatri zany ry SImp de ts aato eto fa sao de bedin Zoky za a enga ané ty mb ts o itany lol

  7. lap
    01/10,2008 | 15:34

    ndriii e ! de refa bedy ve de voa-sazykely ? ;-)

    simp, mba ohatrinona angah no vidin'itony voalavo itony kle ? Jereo eto :-D

  8. 01/10,2008 | 15:55

    lap tsisy voa-sazykely zany!!!!
    simp aza mividy an reny fa aty misy gratuit lol

  9. 01/12,2008 | 22:48

    Zao vao namaky ny lahatsoratrao zà. Mafnartra kely re fa msôtra. sady mampme ko hihihi

  10. 01/13,2008 | 12:38

    lasa chat le blaogy, hi hi

    simp : reny pisso reny tsy tia bitro voalavo !!! jereo eto

    lap : Kiii lazainy fa tsy disponible tsony leisy le article, jereo eto

Leave a Reply