mankaleo mihitsy

Published on 01/10,2008

 

Asa indray ity andro ity na hanao ahoana na ahano ahoana? Omaly aho mantsy dia tena kotsa! soa fa efa maizina vao nody fa raha tsy izany angamba dia nahamenatra olona!

Ny olana koa moa dia ity halafosan'ny elo (tsy mahatakatra e!) lol

Sady tsy mba misy mpaka!!!

hihihi

 

 


Hevitra

  1. 01/10,2008 | 18:40

    hi hi hi

    aty koa ry ise tato ho ato orana foana mandritra ny andro a. ny alina ndray vao tsy avy !

    fa mety hoe orana kely aloha e --- sady za tsy mitondra elo :-P

  2. 01/10,2008 | 20:18

    ...
    ndeha hianatra maraina
    mbola hiverina ny hariva
    dia hitsena sy hanatitra
    ndrao misy manadala

    isekely anefa tsy foiko
    na mandreraka ny aiko
    ...

    :-P

  3. 01/11,2008 | 16:36

    mampme koa sazykely ity an!

    lafo be aona ary ny elo! sa manao fanahy iniana sao dia misy mampielo?

  4. 01/14,2008 | 06:57

    o ry ikalakely a azonao le fika e!
    mba ts oe misy volontaire hitondra am tomobil tampoka aza kou lol

  5. 01/15,2008 | 23:23

    tsssss, tanjemo aza sendra ny mpanajedaka any se an !!! bizzzzz

Leave a Reply