namako vaovao! iza ary raha fantatrareo! valio etsy ambany
Nahazo namana vaovao aho! sady namana tsara fanahy no namana tena ilaiko, namako manampy ahy!!!Iza ary izany raha fantatrareo? Namako izy fa namanareo ihany koa! Andeha atao hoe namantsika ary e! sao dia mitomany eo ianareo! Indrindra Ikalamako sy Pissoa! Nefa na dia izany aza namako iny e! Asa na ahoana no famaritana ny atao hoe namana ho anareo fa ny ahy dia hoe N A M A N A tsisy afa-tsy izay e! Misy misoka any an-tokotany any Namana!
Misy miantso eny an-dalambe Namana
Namana ireny Tena namana
Namana ireny Tsy mba namanamana
Hitantarana ny zava-manjo Namana
Mankahery sy mampitraka ny loha
Namana
Namana ireny Tena namana
Namana ireny tsy mba namanamana
Mitsikitsiky ao anatin'ny maro Namana
Mampievina raha sendra mahatsiaro
Namana
Namana ireny Tena namana
Solon-drahalahy Tsy mba namanamana
jesosy ?!
hi hi hi - :-P
zokiko izy iny fa tsy ampidiriko ao amin'ny namana
sady jesosy angaha miblaogy eto???
oups
za saika hiteny koa hoe jesosy (fa mann tokoa no izy no noeritretitsika voalohany ry pissoa ? lol)
DadaRabe angamba :-P
. io no samy namantsika 'ko. Sa i Hery :-), na koa ny ordinantera hihihi
mbola diso daolo iany zany e
ampiasao tsara ny côcô alou
afapo ooo
tsss iza indray no nanao kolikoly tamin'i sazikely tany le!!!
Za koa afaka ny foko !!!
nefa manana ilay izy ry sazykely ô?
aaaaa zay kousa ve vô afa po e
iza ary ô
nefa za iany za nge tia tena e hihihi
zay ve de ts ainareo fa nareo kousa tena tsy anaoa zy mitsy e lol
njy tsy tiako fa tsy manoro :( hi hi hi
njy kou ou io efa natoroko eo ambony io n valiny sady njy kou ve de ts maay oe tia tena be za atram zay e
Iza no namanao vaovao?
Raha tsy eto amin'ny blaogy dia i Bekoto
Raha eto amin'ny internety dia ilay namana mpiblaogy iny é!
DdRb
iza kou zany Bekoto e? sao de mba namanao kousa ary zany fa tsy namako lol
sady enao tara kely fa efa voavaly io ambony io nefa le izy hihihihihihi
Bekoto ve ? Ha ! ha! ha! Mpihira
eo de be vanitika eo le banga be io
mbola ts alina nge zao e sa any alou ts aiko e
Bekoto aiko fa ny zanany kou no tena aiko lol
enao ary zao anarana fotsiny no ainao kou
i Hery sa ny blaogy zany? sa zà??
Popol kay namanao ?
Ie, tsar ihany aloha ny tempo-ny é!
saingy somary gaigy