sariko ity tena izy amin'izay ary e

Published on 01/24,2008


Hevitra

  1. 01/24,2008 | 15:47

    tsy hitako le sarinao e! tsy misokatra aty mht ô!

  2. 01/24,2008 | 16:20

    io e
    mbola bilitika kely fotsiny za de mila microscope de maita e

  3. 01/24,2008 | 19:46

    aiza ooo?

  4. 01/24,2008 | 20:47

    Tsara kosa ilay tee shirt koh ! Tena mifanaraka be aminao mihitsy.

    DdRb

  5. 01/24,2008 | 22:23

    sarin'i sazykely: jereo eto

    tsaramaso :)

  6. 01/25,2008 | 00:00

    aiza misy tee-shirt ry DadaRabe o?

  7. 01/25,2008 | 08:23

    jereo ry dadarabe maita de nareo ts amita
    ndana mividy solomaso dolidoly aingana
    tandremo sao rebann fa vao maika loza a

    ra tsy oe manana faitana manokana ndray ngah dadarabe

  8. 01/25,2008 | 08:24

    oay a simp kou maita ita io mitsy za io
    mitanaka vava kely sady be rarakivy fa bogany an lol

  9. 01/25,2008 | 08:50

    hihihi nanao ezaka nationaly za de naay iany enfin e

    io amin'izay ary tena misy sary fa ts fopla oatran le teo intsony e

  10. 01/25,2008 | 08:59

    Weee ! tehaka be ho anjy !

    kissss

  11. 01/25,2008 | 10:14

    renjekaky o, tapak'amponga dia mihantona !!!!
    vazivazy sao tezitsa an, momota be kanjoko ! smack smack

  12. 01/25,2008 | 10:43

    pissoa:
    misaotsa anjiko fa naay iany za enfin e
    kay njiko maay mampianatsa iany kou
    ikalamako:
    tapak'aponga a tapak'aponga ngah njy lava n izaho?
    ts ataoko voalohany tsony njy zao ou lol

  13. 01/25,2008 | 14:51

    Oadray ! Lasa nounours ?

  14. 01/25,2008 | 20:06

    Hay kosa i Rasazy lasa nounours kely dongadonga kely be doudousy kely. :-)

  15. 01/28,2008 | 09:03

    okizay le comment nareo amin io sariko io fa za ninoninona tenenninareo de ef aiko za oe bogosy kely lol

Leave a Reply