hira hira tamin'ny mbola kely
ity lahatsoratra ity dia nosoratako mba ahatsiarovako ny fahazazako, sy mba hampanembona anareo ny anreo ihany koa.
NB: ho an'izay efa lehibe ankehitriny
mba nihira sy nanao fetifety koa mantsy izahay tamin'ny mbola kely, dia leo be fa bedy foana fa hoe miteniteny foana hono. Itony ary ny santionany e!
Bôbô sigarety e, sigarety tokana a
Bôbô sigarety e, sigarety tokana
Mihetsika bôbô sigarety e, mihetsika bôbô sigarety e
nisy ankizivavy iray, niara-nianatra taminay i
ny anarany tsy atoroko, ô ry sazykely(3)
tiako ianao ianao ianao ianao
ianao sy rainibao
hihihi fa asa aloha io rainibao io e(tamin'izany izy tsy fantatro, eny e na izao koa aza fa aza ny rahampitso? )
Mademoiselle Chantal e makoiaia
fa tsy aiko hoe inona no dikan'izany an
jémé la golette, savé vous commnet?
lokanay sosety e, afangaro amin'ny anatsinah????
fa tsy izany no tena tsara sy nahafinaritra ahy indrindra fa izaho tamin'ny mbola kely dia efa nahay namoron-kira. averiko eto izy androany
Ny vonikazoko re
Miakatra lava be
Manaka-danitra
Fa teo ho any amin'Andriamanitra
raha te-hihira ianareo dia ny feony mitovy amin'ilay hoe ma petite maman iny fa tandremo fotsiny sao dia avalana ny hirako fa izaho manko somary sarotiny izay ihany an
intello kely za e, sady miketrika an
tena intelligemment be mihitsy i sazikely, hihihi
Dia zahay koa nanao amina amina tiako anie alezimba sheila aa (izay fotokevitra ijoroan'ny lahatsoratra tsy hay fa basta misy rima, mdr)
zay kou nanao an zany fa ts zany n tonony ka
amina amiona
diatolé
alezimba
cela aa
alé matory sé pascaline a
de avy eo le izy oatran mivadika teny gasy am zay
Ny vonikazoko re
Miakatra lava be
Manaka-danitra
Fa teo ho any amin'Andriamanitra
mwa ha ha ha ha !
Ha ! ha ! ha !
Tsara daholo ilay hira ry sazykely à!
Jacqueline ô ! jacqueline ô
'ty ny taratasinao
avy aiza ô ! avy aiza ô !
tany am' sipa malalana !
Izay indray
Hi hi hi ! ary hain'i DadaRabe tsara izy izany a !
aiza izy o aiza izy o
ao andrefan-trano ao
maninona o maninona o
sasa-miandry anao...
ilay tohiny no tsy haiko ry Ikalamako
maninona ô
maninona ô
miandry ny valiteninao
vendrana kou le zakilinina an
zé mé lève lé twist again
oua oua oua
mety va ianaouuu rah ampénarinay
fa dia vaovao, manapaka tsinay
Ts'inona izany fa dia castrol
Tohizo ta l'école
...............
Ehhh, za nahay fa aiza ny bulletin-ko ? lé tatsy efa nikatona ! za kely balitiny dé tsy hitanao ny tànako tamin'ny ianao nizara azy.
Mampihomehy ireto ankizy ireto !
Et puis...
Où tu vas a a
c'est à moi a a
Tohizo ry reto a ! za mba mi-twist fotsiny. Kinanjo ny antsika tami'izany tsy twist be fa ilay lohalika no apolapolaka ery ! hi hi hi hi
teaka ho antsika rht e
kay samy mbola mahatsiaro ny fahazazany daolo tsika e
ié ! mahafinaritra be nge zany mahatsiaro fahazazana izany e ! indraindray aloha mampalahelo e ! Izay no mahatonga ahy indraindray na matetika manamafy ny fankafizako ny ankehitriniko n'inona n'inona miseho. Marina moa !
Veloma veloma ry fahazazana !
Efa enim-polo taona lasa aho izay no zaza. Efa ela ihany an !
dadarabe ef miverina ho zaza hihihi