ce matin dans ma chambrette version olona

Published on 02/18,2008

hihihi nitsidika site fotsiny no nataoko hatramin'ny nipetrahako teto efa ho adiny iray sy sasany izaho fa tsy niasa.

nahita ity zavatra iray somary nahaliana ahy ity aho dia tiako ho zaraina amintsika eto .

 

 

 


Hevitra

  1. 02/18,2008 | 10:29

    Mba ampio aho re raha tsy manana asa atao ianao! Ny ahy izao dia tsy mamaky site ihany no ataoko eto fa manoratra site koa!
    Mirary soa

  2. 02/18,2008 | 10:44

    harilova: enao an!

  3. 02/18,2008 | 11:14

    Zah 'ndray nanadio fa mba herinandro vaovao kosa e!

  4. 02/18,2008 | 12:49

    kA IZAO AHO nitombo asa indray fa nahita ity
    lesona salsa dia teo koa!
    ZAh koa ohatry ny hamorona blaogy FJKM fa misy gastonFLM ao

  5. 02/18,2008 | 12:57

    asa na azonareo ios ary io na tsia fa olona io atao tady io

  6. 02/18,2008 | 19:11

    tssss - lasa miasa haingana !

    hi hi - ato aminay retsy tsy mahazo mijery an'io a. mila mandeha cyberkawatry vao mahita youtube sns, hi hi

  7. 02/18,2008 | 21:00

    Misotroa dité kely aloha ary é!

  8. 02/19,2008 | 11:34

    pissoa: n fiasana anreo kou zany manaotra nohony anay kou lol
    dadarabe: n trosanao tam le mpivarotra dité s mofo etsy aza mbola ts voaloaanao kou iza kou n o ao . ts afaran zareo ndray ve za de masososotra

  9. 02/19,2008 | 20:00

    Fa angaha tsy efa naloanao ?
    Izay indray ianao an !

  10. 02/20,2008 | 09:57

    dadarabe: ka le vola nomenao andoavana an le izy mbola nividianako kiranil fa fotaka be le miapita tanimbary, de voatery nividy sarbô kou za fa mando b daolo n kitay

Leave a Reply