site gasy vaovao

Published on 02/21,2008

tiy misy site gasy vaovao tiako ho tsidihintsika.

www.jejooweb.com

site an'ny Gazety JEJOO izy ity izay ho antsika mbola tsy mahalala dia gazety mivoaka isankerinadro aty an-tanindrazana, gazety natolotra bebe kokoa ho an'ny reny saingy azon'ny rehetra mamaky azy hanovozana hevitra vaovao.

MAZOTOA ARY. 


Hevitra

  1. jf
    02/21,2008 | 16:58

    misaotra an'i Sazykely e. Izahay moa ahoana no hamakiana izany raha tsy eto amin'ny aterina eto e
    Misaotra nanatitra eto
    Dia hojereko avy hatrany io

  2. jf
    02/21,2008 | 16:59

    misaotra an'i Sazykely e. Izahay moa ahoana no hamakiana izany raha tsy eto amin'ny aterina eto e
    Misaotra nanatitra eto
    Dia hojereko avy hatrany io

  3. 02/21,2008 | 19:06

    Misaotra amin'ny rohy o !

  4. 02/21,2008 | 19:11

    sazikely : ho avy ao fa mbola manao devoara.
    Ity hono ny an'njy fa taggé hoatsan'ny zokin-njy injy !
    jereo ato
    ikalamako.org io an !
    kiss e. hihihi

  5. 02/21,2008 | 20:05

    tsy ratsy ilay izy fa tsara mihitsy aza, ary ilay O2 koa ve ry sazykely efa misy amin'ny net sa tsia?

  6. 02/21,2008 | 21:25

    Tsara be fa somary ela aho vao tafiditra amin'ilay izy

  7. 02/21,2008 | 21:33

    kay,

    ahoana tsara ny momba an'i Kanto o?
    mitovy @ Jessica Alba, vita gasy :P

  8. 02/21,2008 | 21:35

    adino kely,

    misaotra @ le rohy eee,
    zay ah vao nahita site gasy manao resaka otran'io :)

  9. 02/22,2008 | 08:49

    misaotra anareo namaky teto de antenaiko fa andalo an amin'lay site ianareo de mb ametraka diana ckavier ihany kou
    ho an'izay mila ny site O2 www.journal-o2.com
    DEMAZOUTOU HATRANY E!

  10. 02/22,2008 | 11:10

    tena mifona za fa ts mety azoko mitsy ny dikan ty TAGGE TAGGE lava nareo ty ka

  11. 02/29,2008 | 20:57

    hay ihany ilay tage ny farany ? hi hi hi

Leave a Reply