ny tagy sy taggé amiko

Published on 02/22,2008

Voatery aho manoratra ity article ity, ho fanomezam-boninahitra ireo izay nanao fikarohana mafy momba azy mitsam ireo sy ho famaliana any antso nataon'ikalamako

TAGY, TAGGE aiza ary lisany fa tena tsy azoko mihitsy e!

mifono misitery lehibe ho ahy ireo teny ireo saingy ohatran'ny hoe lamaody moa dia mba hanandrana koa vendrana koa.

 TAGGE nitady an'là no nataoko androany tontolo fa tsy hitako ialahy, nanerana ahy ny internet, navadiko tsitairay ny takelaky ny dictionnaire, nanotaniako daholo ireo olona mety ho fantatro nifanena amiko androany ary siora aho fa hanonofy an là raha mbola tsy hitako alohan'ny hatory ialahy sy ny misitery lehibe entin'ialahy

 TAGGE modia haingana fa miandry NENY lol

 


Hevitra

  1. 02/22,2008 | 14:47

    dia eto izahay sasa-miandry izany fa dia faingàna re ry taggué !

  2. jf
    02/22,2008 | 16:26

    fa taggué moa sa taze isy ity e
    tagged izao no mba hitakitako
    dia takotra no manaraka ao
    dia mamaky takotra angamba

  3. 02/22,2008 | 16:45

    ny ahy no tdidiko dia hoe aingana ry tagY a!

  4. 02/22,2008 | 17:01

    ny ahy hoe haingana ry tavany a !

  5. 02/22,2008 | 20:57

    hi hi hi - efa nanofy an'i Taggue ve njy e ?

  6. 02/22,2008 | 21:42

    ary aiza le sekre alou e hum

    hatr@ zao mbola miandry ny mombamomba an'i Kanto ihany 8):-P

    pissoa,
    mifohaza @ zay fa miantso i sazykely :)

  7. 02/23,2008 | 13:00

    fa inona oa ity resaka tagy tagy tsy misy fariny ataonareo eto ity e?

  8. 02/25,2008 | 08:20

    simp: atsoy aho de o entiko any aminy enao fa lasa olona fatatro tampoka izy
    pissoa: ka ef oe mapanonofy mahalasa adala mitsy ty taggé nareo ty kou
    ikalamako: lozandry zany fa lasa miasa saina am zany daolo kou n olona aty apesana
    newsdao: za kou aza mb ts fidiny kou no taggéndry zareo de ts maints mitaggé e lol
    ikalakely: aigana ary ndry e

    ETO aho vao tongasaina fa sao de dadarabe aza ityifampitadiavana ita teto lol

  9. 02/27,2008 | 02:10

    MAnao ahoana sazykely ô! tsy teo aho teo ho eo fa izao vao miverina.

    Taggé ? tsy maharaka resak aintsony aho izany fa mbola variana tany anaty ranomandry tany.

    cool é

  10. 02/27,2008 | 12:57

    ary sao de nentin dadarabe ananraka zy tany ary Taggé de adino any fa izy ange aty tena ifampitadiavana mitsy e
    au moins ny taggé ako lol

  11. 02/28,2008 | 01:17

    Efa hoe io izy hoà ry sazykely à

  12. 02/29,2008 | 10:12

    aiza ary zany

Leave a Reply