ireo tsiambarateloko TAGGE

Published on 02/29,2008

voafidy ihany ny namana afaka hijery ity lahatsoratra ity satria ny namana izay tiako ahalala ny tsiambarateloko ihany! lol

 azafady tsy maintsy fito ngah mou izy ity e?

1)izaho no atao hoe tara lava fa tsy fantatry ny mpampiasa ahy lol

2)izaho anefa mahagaga fa dia manana conscience professionnelle be mihitsy lol

3)tia manampy olona saingy manao izany tsy miera amin'ny ao an-trano

4)somary bebe resaka saingy miavona amin'ny voalohany

5)tsy mahay mitendry gitara aho fa teneniko ny olona rehetra hoe izaho mahay mitendry gitara lol

6)ndraindray zandry lahy mamorona tonokalo dia rhefa hitako hoe tsara be dia tambatambazako bisous izy hoe aleo io ho ahy lol

7) ny fahafito lany lainga hoforonina aho ry reto fa aok izay a

 


Hevitra

  1. 02/29,2008 | 11:57

    Tonga soa ny voatagy, lol
    Tsy nisy lisitry ny mahazo mijery moa ka dia namaky tokoa aho an !
    Hitako i sazikely no mahay poezia be, hay hatramin'i DdRb koa angamba tambatambazany bisou foana dia alainy ny tononkalony :-P

  2. 02/29,2008 | 12:13

    ha ha ha ! milay be ilay 5 !!!
    ef hira firy izao retsy ? dia iza no gisitra nareo ao an-trano amin'izao (za tsy isaina a, lololololol)

    bizzzz - jereo le mail a :-P

  3. 02/29,2008 | 13:01

    hihihi ikalamako io mitsy no voalohany ts maazo mijery eto de mody odiany fanina ilay liste nataoko lol
    pissoa: fa za iany no maazo miteny an io an de aza lazaina nizaniza an
    le mail ef itako de itako kou ilay dedicace

  4. 02/29,2008 | 14:37

    faly mahafatantra an'i sazykely!
    mitovy isika samy tsy mahay mitendry glita!

  5. 02/29,2008 | 14:41

    Tara lava an ! saingy mahay miala sirika.
    Mba ampio ary aho é !
    Dia mianara gitara izany amin'izay ny olona tonga mihira
    Aza mamorona fa izay marina lazaina é

  6. 02/29,2008 | 19:15

    Ary hono ho'ah e
    Toa tian'i sazykely be mihitsy le fa sy saingy a!
    Izaho ... fa...
    Izaho ... saingy...!
    sa hoe fafa sa'ngysa'ngy fa dia fa le tsiambaratelo?
    asa aloha e

  7. 02/29,2008 | 19:35

    Hi hi - ka izay no maha tsianbaratelo azy angamba ry do re mi a ! hafa ny hita ety ivelany fa hafa hay ny tena izy, lol.

    sazykely : hi hi hi !

    Pissoa

  8. 02/29,2008 | 20:37

    Hi! (izaho no atao hoe jogany lé sipa mi-squatte)
    lé 1/ alo efa tradition gasy io, tsy maintsy tara foana raha toa ka hoe gasy...fa draydray mety mivadika probleme rehefa aty ivelany....
    Tsy maninona lé manampy olona fa ilaina koa lé mahay miteny hoe "non"...ah oups.. kay izaho zany...
    nafinaritra be namanky blaogy tato fa mety hiverina eo aho afa tsy kelykely!

    ndeha anao tour kely aloha!

    bisoux

  9. 02/29,2008 | 23:49

    petite soeur poussin zany sa ahoana 8)

    chics :-P

  10. 03/01,2008 | 12:09

    Reniakoho manatody ve izany?

  11. 03/01,2008 | 15:23

    akoholahy manatody lava ka ;-)

  12. 03/03,2008 | 08:14

    soeur poule
    frere coq
    oeuf dur
    lol dolidoly e

Leave a Reply