hanao veloma vetivety

Published on 03/04,2008

Tsy hoe hanadino sanatria antsika namana rehetra eto amin'ny blaogy sy ny serasera. saingy atosiky ny fiainana ka voatery hiato kely fotsiny. Mbola hiverina aho an!!!

Miditra mantsy no eny  am-pianarana ka mety tsy hiasa kely aho ary rehefa tsy miasa dia tsy mahazo connexion garatuite intsony. Aty dago mantsy lafo be ny connexion raha mankany amin'ny cyber sady mba aleo aloha hitady concentrement kely lol amin'ny fianarana dia mba ho tafitafita kely eny e!

 Mandra-pihaona ho an'izay afa-mihaona amiko! mandra-piresaka sy mandra-panoratra indray ho antsika rehetra rehetra


Hevitra

  1. 03/04,2008 | 09:38

    mamndrapiblaogy ndray zany sazykely a!

    Mazotoa @'ze atao ô

  2. 03/04,2008 | 09:39

    Mahereza e!
    afaka makaty @ko enao manao connexion fa ny ahy grats e!
    tena marina an!
    veloma i sazikely ary kono

  3. 03/04,2008 | 10:02

    news2dago: aiza io
    tokinao: oatran mitady hitomany za lol

  4. 03/04,2008 | 10:16

    ouin ouin
    tsss manky iray indray ny blaogista
    Grrr
    Nefa atao akory fa izay mahasoa aloha vao ny mahafinaritra ry sazikely. Soa fa eo news2dago fa dia omany fotsiny ny lahatsoratra dia mandefa azy paositra fotsiny indry.
    Mahavita be akia a

  5. 03/04,2008 | 10:34

    ikalamako: ef siora ki za fa avita b a lol
    en plus ra manky ray nge ts de koi loatra par rapport amin'ny mankivisy e lol

  6. 03/04,2008 | 10:46

    Bonne chance sazykely! fa ho voasazy kely!
    Soa fa tsy aty ivelany manoratsora-poana io hoe aty am-piasana aho mahazo connexion gratuite!

  7. 03/04,2008 | 11:37

    Ntsooooo ! Fa andefasan-njy mail ihany a :)

    Aller gros BIZOU et bonne reussite a toi ma petite soeur toute adoree !!!

    Bizzz amin'ny olona rehetra ao an-trano koa dia maztoo daolo hoe ozy jojoky.

    Pissoa
    PS : hi hi - mbola te hatory be za zany fa maraina be le niantso anareo teo, hi hi hi

  8. 03/04,2008 | 13:15
    Dia mandra-piresaka indray akia Sazy keliko a. Bonne chance akia a.
  9. 03/04,2008 | 13:28

    Zay sy ny ankizy dé eto ihany...
    (...)Aza maharitra ela loatra fa rehefa miverina tianay ihany(...)

  10. 03/04,2008 | 13:47

    mbola hoavy izy ee
    mbola hoavy izy ee
    mbola hoavy izy ee
    faza malahelo

  11. 03/04,2008 | 14:34

    istraky : lol
    "nefa na ho ela na ho haingana iny tsy maintsy miverina fa andraso aah,
    ...Mbola ho avy izy e,
    mbola ho avy izy e,
    mbola ho avy izy e fa aza malahelo"

  12. 03/04,2008 | 14:44

    za efa saika ts alaelo fa nalaelo iany za naita ilay hira dediée hio anh io

  13. 03/04,2008 | 15:58

    Ny nomeraonao ma tsiahy - téléphonéo am'ty chérie...

    Aza manadino e ! dia mazotoa mianatra Sazikely a !

  14. 03/04,2008 | 20:19

    Dia manantena an'i sazykely hiverina eto inadray hanasazy kely anay eto.
    Zavatra mahafinaritra moa no ataonao a dia tohizo é!
    Izahay moa ho aiza fa eto ihany miandry !

    Mahereza é!

    DadaRabe

  15. 03/05,2008 | 07:43

    ô ry dadarabe a efa andeha ve za zay enao vao mba mody tonga e! na de zany aza lasa foana za e lol

  16. 03/05,2008 | 08:01

    ps: ts naharitra aho fa te handlo eto ihany de lasa nankaty am cyber aho

  17. 03/05,2008 | 19:22

    sazykely>
    Teo foana aho
    fa tsy hitanao
    tanatin'ireo maro
    dia tao no nifangaro

    soa nisy cyber
    Dia ao no mandom-bera
    sy miantso ireo akama
    izay lavitra tanàna

    Courage é!

  18. 03/06,2008 | 12:23

    fa na de znay aza lafo be nge n cyber aty am tanana e! dans 2 jours za de borona ra makaty foana isan'andro

  19. 03/06,2008 | 20:16

    Aleo angamba izahay hanao cotisation raha izany fa i sazykely kosa ve dia tsy ho eto amin'ny blaogy intsony !

    HIsy raharaha ho vanona intsony eto ?

  20. 03/07,2008 | 15:47

    cotisation a cotisation isotroako toaka zany ra za n maazo an zany lety e

Leave a Reply