hanao veloma vetivety
Tsy hoe hanadino sanatria antsika namana rehetra eto amin'ny blaogy sy ny serasera. saingy atosiky ny fiainana ka voatery hiato kely fotsiny. Mbola hiverina aho an!!!
Miditra mantsy no eny am-pianarana ka mety tsy hiasa kely aho ary rehefa tsy miasa dia tsy mahazo connexion garatuite intsony. Aty dago mantsy lafo be ny connexion raha mankany amin'ny cyber sady mba aleo aloha hitady concentrement kely lol amin'ny fianarana dia mba ho tafitafita kely eny e!
Mandra-pihaona ho an'izay afa-mihaona amiko! mandra-piresaka sy mandra-panoratra indray ho antsika rehetra rehetra
ha ha ha !
Letia ! mba cotisation amin'ny cyber café ve dia ho lasa any amin'ny cyber toaka !
Aza manodinkodina moa é!
Efa maromaro izao no nandefa rakitra taty amiko.