mitsidika, mamangy ireo namana

Published on 04/24,2008

manao ahoana daholo isiska rehetra

 

ela ela izay indray izaho no tsy teto, efa fantatrareo ihany e!

saingy malahelo dia manoratra sady mba te hilaza vaovao kely e:

-mihamahia isan'andro 60kg lasa 48kg sisa indrisy mantsy

-mingitrika amin'ny fivavahana foana satria ilaozana mandeha manao terrain foana

-marary kibo lava fa vokatra ny goavy eo antokotany dia ilaozana mihanika goavy

-leo be fa tsy maintsy mampiasa saina be loatra amin'ny fianarana foana isaky ny miposaka ny masonadro tsy mba misy fotoana hilalaovana mihitsy lol

-saingy ny mahafinaritra dia karamaina izahay mianatra: nandray bourse izahay androany ny ankizy lasa niaraka nirevy any fa izaho kosa te hirevy miaraka aminareo

-vaovao tsara ihany koa misy namana eto amin'ny blaogy handalo aty dago dia mivavaka mafy aho mba tsy any ampanaovana terrain indray rehefa tonga izy lol

big kiss for all surtout pou my sista Pissoa, ikalamako, ry simp sy lap mpanatsatso ahy foana lol 


Hevitra

  1. 04/24,2008 | 13:50

    Ary isika tsy nihaona... tsy nihaona taminay :-)

  2. 04/24,2008 | 13:55

    :-) hery

  3. 04/24,2008 | 14:09

    sali njy sazikely.
    Bonne ery mahita an-jy mandalo manao bezoro.
    I zokinjy asa na handalo na tsia fa milaza ny haka konze izy izay (fa tsy haiko na payé fa ny an-jy indray ny fianarana no payé, lol).
    Mirary soa foana e !
    kiss be njy

  4. 04/24,2008 | 14:55

    e! raha azo natao, na 7 kg aza azoko nomena an-dry saingy indrisy ...

  5. 04/24,2008 | 19:36

    Sirprizy sirprizy zany a !

    Le goavy feno fanday ve ? brrr !

    bizz bizz njy.

  6. 04/24,2008 | 19:37

    O ry Simp sy Lap a, mahazo daroka avy aty amiko lisany raha mbola manatsatso an'i zandriko io ha ha ha.

  7. 04/24,2008 | 21:05

    sazykely,
    mba ataovy artikla eto @ blaogy ny fomba fihenana, mety hahaliana be mintsiny :)

    pissoa,
    ra asiana sira izy zany mety mahazo safosafo o? :roll:

  8. lap
    04/26,2008 | 15:42

    sira sy siramamy mihitsy fa tena mihinan-kena mbakan'ny vezetariana amin'io :-P

    fa so de mba mila manatona dokotera aloha @zany fihenana izany kle ?

  9. 04/27,2008 | 16:43

    simp s lap: fihenana normaly lesy zany a
    za nge sipa koely tena mikandra mafy fa ts oatran lisany hihihih

  10. 04/27,2008 | 16:44

    pissoa
    feno fanday a feno fanday se mitsy no tin le goavy fa tsisy fanday zany tsony tao refa lasa se e lol

  11. 04/28,2008 | 01:32

    Ary androngo ? dayyyy hi hi hi

  12. 04/30,2008 | 11:34

    hihihihihi
    pissoa a tarondra ki le ao fa ts androngo zany a hahahahahahah venjana an hahahahah

  13. 05/04,2008 | 15:16

    Njy koa tssss ! F'inona moa izany androngo ? Angaha tsy tanalahy ngoza be ? hi hi hi

Leave a Reply